Manaova fiche de révision isaky ny vita ny lesona. Mora mainao ny miverina mianatra an’iny amin’ny fotoana ilana azy
Raha manao izany ianao dia tsy tokony ho sahirana amin’ny révision.
Mikasika ny philosophie sy français manokana dia araho tsara ny méthodes ampianarin’ny mpampianatra ary manaova exercices matetika ankoatry ny any ampianarana.